
JOELY MISEHO MILAY, Paris
« MISEHO MILAY », spectacle vaovao taorian’ny « Mbola Mijoro ». Sivy volana ngarangidina no nanoratako azy. Leo aho. Efa saika nadaboko in-telo. Fa io izy io ka raiso amin-kafaliana tompoko. Hobio io zaza io! Paris 04 Octobre ao amin’ny Théâtre Traversière PARIS 12ème ihany fa tao no nahabotrabotra. TSY HISY TOURNÉE FRANCE fa miakara an-tanety daholo. Dia vidio zao ankehitriny izao ny tapakila fa rahampitso io dia lany. Tsy hoe Miseho Milay an, fa tena mbô he!!
Acheter mes billets
Venir au spectacle Miseho Milay
Gare de Lyon :
M14
M1
RERA
Quai de la Rapée :
M5
Vélib’ :
Station Bercy Traversière (n°12102)
Adresse :
Théâtre Traversière
15 bis, rue Traversière
75012 Paris
15 bis, rue Traversière
75012 Paris
Contact :
Accès PMR :
♿ Oui